Teny iditra (1/2) | 1 manetona |
Fototeny | 2 etona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
manetroka 5 [1.1] Manetroka: Aza manetona olona Mandrara-pofona: Batao ny vary fa efa manetona Mivoaka: Misy fofona hafahafa manetona ao |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to give off smoke, to steam |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] émettre de la fumée, de la vapeur |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 manetòna |
Fototeny | 13 etona |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manetona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fivaditsoratra | 16 anetonam, manetòna, manetona, notamena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |