|
|
|
|

Teny iditra1  manetriketrika
Fototeny  2  hetriketrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Malaza dia malaza, be renty, makotrokotroka (lanonana, fety...): Nanetriketrika ny lanonana tamin'ny 26 Jiona
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  mangetrika, mangetriketrika
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny manetriketrika io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11