Teny iditra manetry (etry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga hidina, mandetsy: Manetry ny tany ny ranonorana
Mitovy hevitra: manambany tena ~ manao tsinontsinona ny tena ~ manaratsy tena ~ manaratsy tena toa omby hantsika ~ manavazin-tena ~ manetry tena ~ manivaiva tena ~ mietry tena ~ mivazina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To humble; to reduce in rank [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Humilier, rabaisser, réduire en rang ou dignité: [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manetry
Ny lasa : nanetry
Ny hoavy : hanetry
Filaza mandidy : manetre
Kamban-teny 

Teny iditra manetry (setry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamaly [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manetry
Ny lasa : nanetry
Ny hoavy : hanetry
Filaza mandidy : manetre

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15