Teny iditra (1/2) | 1 mivazina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny intsony |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] S’adonner à quelque chose de toutes ses forces sans s’occuper de son honneur |
Fototeny | 5 vazina |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mivazìna |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivazina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fototeny | 14 vazina |
Fivaditsoratra | 15 ivazinam, ivizanam, mivazina, mivazìna, mivizàna, mivizana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06 |
![]() |