Teny iditra manetsa (ketsa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamindra eo amin' ny tanimbary ny vary nafafy teo amin' ny taninketsa: Vehivavy mahay manetsa daholo izy Tito vavy ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To transplant rice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Repiquer le riz [1.8]
 Repiquer dans la rizière. Le repiquage du riz brin par brin est un travail considérable. Il est traditionnellement effectué par les femmes, alors que les hommes labourent, préparent le sol de la rizière, règlent sa mise en eau, arrachent les jeunes plantes de la pépinière et les transportent. Dès leur plus jeune âge, les petites filles chantent une chanson sur le repiquage : « mahaiza manetsa Ravaly e ! ». Seules les femmes de mauvaises moeurs étaient censées ne pas savoir participer au repiquage [1.196]
Ohatra 
1Ao anatin' izay ny manao na manadio tatatra, ny manetsa. [2.472]
2Karamam-behivavy manetsa tapak' andro ka tsy azony herintaona! [2.643]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manetsa
Ny lasa : nanetsa
Ny hoavy : hanetsa
Filaza mandidy : manetsà
Ohabolana 

Teny iditra manetsà (ketsa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manetsa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20