Teny iditra | 1 manevokevoka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny andro mafana aoka izany, misy rivotra toa manempotsempotra |
Ohatra |
4 [2.59#] Ary ao an-day mafana dia mafana, ka tsy azoko itoerana, ary tsy hatelemam-bary fa manevokevoka. |
Fototeny | 5 evokevoka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |