Teny iditra (1/2) | 1 mangaboka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Matroka, mangavoka Enti-milaza zava-masaka manomboka havao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#201] Terne, se dit aussi des choses cuites commençant à passer, à moisir |
Fototeny | 5 haboka |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mangaboka |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2#208] [Provincial]
to put in a mass, to gather in a heap |
Fototeny | 12 gaboka |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 17 managaboka |
Fivaditsoratra | 18 mangaboka, mangobaka, nagabokam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |