|
|
|
|

Teny iditra1  mangala-belirano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  Ireo kosa didy mahatapa-doha amin' ny fanjakana: (1) ny mikomy; (2) ny manera vadin' andriana; (3) ny manao lefom-pohy; (4) ny mandrendri-bahoaka; (5) ny manani-drova; (6) ny mamono olona; (7) ny mangala-belirano; (8) ny mangala-kasé [2.48]
Singan-teny  4  mangalatra, velirano

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25