Teny iditra mangala-pijery
Singan-teny mangalatra ; fijery
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mody tsy mahita nefa mitodika manarangarana mijery, mijery vilana, tsy mijery mahitsy tsara fa mijery sompirana, manarangarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To look over another's work and copy from it; lit. to steal a look. [1.2]
 To steal a look [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Regarder à la dérobée [1.8]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10