|
|
|
|

Teny iditra1  mangala-pijery
Singan-teny  2  mangalatra, fijery
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mody tsy mahita nefa mitodika manarangarana mijery, mijery vilana, tsy mijery mahitsy tsara fa mijery sompirana, manarangarana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to look over another's work and copy from it; lit. to steal a look.
6  [1.7] to steal a look
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] regarder à la dérobée
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mangala-pijery io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07