Teny iditra |
mangana
(gana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandrindrina na mikapoka mafy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To knock something and make it resound. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fermer ou frapper avec bruit, battre fortement [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mangana |
Ny lasa : |
nangana |
Ny hoavy : |
hangana |
|
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
mangana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mivolona firamainty na manjarano, mivalomainty: Voadona mafy ny handriny ka mangana Trotraka: Mangana mihitsy aho vao afaka tao ka aoha kely aloha hiala sasatra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Bruised, black and blue [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Contusionné, livide [1.8]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
mangana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A bruise [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Contusion [1.8]
|
Ohatra | Tapaka, hono, ny ranjony havia, rotidrotika daholo ny akanjony, tsy nisy ratra na mangana anefa ny vatany hita niseho, fa ny taehiny no tsy azo nojerena:
[2.472]
|
|