Teny iditra (1/2) | 1 manganina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atao tonga mangana |
Fototeny | 4 mangana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 manganìna |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.13] tsaman'ny varahina, manganezy, nikely |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.13] manganin |
Voambolana |
13 Simia |
Fivaditsoratra | 14 aminganan, aninganam, manangañy, manganina, manganìna, maningàna, maningana, namangany, namangian, namingana, nanaingam, nanangiam, nangainam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |