Teny iditra (1/3) | 1 mangana |
Fototeny | 2 gana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandrindrina na mikapoka mafy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to knock something and make it resound. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Fermer ou frapper avec bruit, battre fortement |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 managana |
Teny iditra (2/3) | 11 mangana |
Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Mivolona firamainty na manjarano, mivalomainty: Voadona mafy ny handriny ka mangana Trotraka: Mangana mihitsy aho vao afaka tao ka aoha kely aloha hiala sasatra |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.7] bruised, black and blue |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.8] contusionné, livide |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 21 mangana |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [1.7] a bruise |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.8] contusion |
Ohatra |
25 Tapaka, hono, ny ranjony havia, rotidrotika daholo ny akanjony, tsy nisy ratra na mangana anefa ny vatany hita niseho, fa ny taehiny no tsy azo nojerena: [2.472] |
Fivaditsoratra | 26 amangan, anganam, mananga, mangana, namanga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |