Teny iditra | 1 manganana |
Fototeny | 2 hanana |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Manganana ny voan' ny aviavy [1.1] 5 mangidy eo ampitelemana nefa mamela tsiro mamy ao amin'ny lela [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 douce-amère [1.13] |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny manganana io |
Fivaditsoratra | 8 manangana, manangàna, manganana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |