Teny iditra (1/2) | 1 mangananganana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Mangananganana ny voan' ny aviavy |
Fototeny | 4 hananganana |
Tovy hevitra | 5 manganana |
Teny iditra (2/2) | 6 mangananganana |
Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.19] [Tankarana]
briller, être luisant. (hanakànana). |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |