Teny iditra | hananganana (hanana) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra tsy mamy tsy mangidy, na mangidy somary mamy [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Le goût agréable que laissent dans le gosier certains fruits et certaines plantes, comme la réglisse [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | hanana | |||
Teny iditra | hananganana (angana) | |||
Sokajin-teny | ho avin' ny matoantenin' ny famenony ananganana | |||
Haiendriteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |