|
|
|
|

Teny iditra1  mangarom-biby an-davaka
Singan-teny  2  mangarona, biby, lavaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mitady loza izay tsy tokony ho avy akory
misikotra teny mbola tsy mivoaka akory noho ny tsy faharetana
Mpanahaka  5  saka matory ka alam-bolombava

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16