Teny iditra | mangataka andro (andro, hataka) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | miangavy fanemorana ho amin' ny andro hafa indray; miangavy ny hampihemorana ny fotoana efa nifanarahana na nifanekena [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | to procrastinate. [Richardson 1885] | |
to ask for time; to put things off [Hallanger 1973] | ||
Fandikana frantsay | demander du temps; ajourner [Hallanger 1974] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |