Teny iditra | 1 mangatsiatsiaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 hatsiatsiaka |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3] qui est frais, faire frais être convalescent, être débarrassé |
Ohatra |
9 [2.324] Nalefadefaka sady nangatsiatsiaka ny andro
10 [2.48] Ny aty mangatsiatsiaka ny any no manaranara 11 [2.499] ny andro tsara, ny rivotra mangatsiatsiaka, ny fony falifaly, ka hehy foana mandra-pody |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mangatsiatsiaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |