|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mangeroka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mangidy izaitsizy: Tsy tiako io fanafody io fa mangeroka ohatra ny vahona
Ohatra  4  [2.472] mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena.
Fototeny  5  heroka
Tovy hevitra  6  mangerokeroka

Teny iditra (2/2)7  mangeroka
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.78] [Bara] manakenda

Fivaditsoratra  10  mangaroke, mangeroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21