Teny iditra mangerokeroka (herokeroka (heroka))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mangidy izaitsizy: Tsy tiako io fanafody io fa mangerokeroka ohatra ny vahona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be bitter, to leave a bitter taste in the throat [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay être amer; qui laisse un goût amer [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mangerokeroka
nangerokeroka
hangerokeroka
Mpitovy hevitra mangeroka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31