Teny iditra | 1 mangetaheta |
Fototeny | 2 hetaheta |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Maimay hisotro, te hisotro mafy: Mahafinaritra raha mangetaheta ka sendra rano madio mangalahala Maniry mafy hahazo, mitsiriritra lava tsy mety afa-po: Mangetaheta voninahitra Rangahy io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be thirsty, ardently desirous |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] avoir soif |
Ohatra |
7 Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo. [2.529#] 8 Firenena tia vavaka ny Malagasy, ary mangetaheta fahalalana sy fahendrena. [2.285#] 9 Marary izy any, tsaboy, Raha noana izy any, fahano, mangetaheta izy any, ampisotroy. [2.69#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mangetaheta io |
Fivaditsoratra | 16 angetahetam, mangetaheta |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |