Teny iditra | 1 mangetrika |
Fototeny | 2 hetrika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka Midanika izaitsizy: Mangetrika izany ny hafanana Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 manetriketrika, mangetriketrika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |