Teny iditra | 1 mangetriketrika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 hetriketrika |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Bezanozano]
malaza, manetriketrika 5 [1.1] Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetriketrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka Midanika izaitsizy: Mangetriketrika izany ny hafanana Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetriketrika ny lazan' io mpitari-tafiha io |
Tovy hevitra | 6 mangetrika, manetriketrika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |