Teny iditra | mangina (gina) | |
Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | |
Famaritana malagasy | [Bara] manirery [Rakotosaona 1975] | |
Tsy miteny: Taorian' izay teny izay Lay dia nangina ary nipetraka ¶ Mitsahatra mitomany: Norotsirotsina i Baotiana vao nangina ¶ Tsy misy tabataba, tsy andrenesana tabataba: Mangina ety ambanivohitra lzany [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana anglisy | to be silent [Richardson 1885, Hallanger 1973] | |
solitary, quiet [Hallanger 1973] | ||
Fandikana frantsay | garder le silence, cesser de pleurer, être silencieux [Abinal 1888] | |
silencieux; solitaire [Hallanger 1974] | ||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mangina io | |
Sary |
| |
Teny iditra | mangina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana frantsay | [Merina, Tanala] (de hina : entente, accord tacite). Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae). L'infusion en était administrée aux paranoïaques, pour que leur esprit se remette en bon accord avec leur corps. On dit ce mot aux bébés qui crient très fort pour les calmer [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Gymnosporia divaricata | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |