|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mangina
Fototeny  2  gina
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Bara] manirery
5  [1.1] Tsy miteny: Taorian' izay teny izay Lay dia nangina ary nipetraka
Mitsahatra mitomany: Norotsirotsina i Baotiana vao nangina
Tsy misy tabataba, tsy andrenesana tabataba: Mangina ety ambanivohitra izany
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2, 1.7] to be silent
7  [1.7] solitary, quiet
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3#191] garder le silence, cesser de pleurer, être silencieux
9  [1.8] silencieux; solitaire
Ohatra  10  Dia mangina ilay zaza. [2.606#]
11  Mangina fa avelako eto ity. [2.117]
12  Mangina no mety, rey olona. [2.528]
13  Miara-mangina ny mpamangy sy ny vangiana. [2.245#]
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny mangina io
Sary 
16 

Teny iditra (2/2)17  mangina
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.196] (de hina : entente, accord tacite). Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae). L'infusion en était administrée aux paranoïaques, pour que leur esprit se remette en bon accord avec leur corps. On dit ce mot aux bébés qui crient très fort pour les calmer [Merina]
20  [Tanala]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23  anganim, anginam, manangy, mangina, maninga, namangy, niganam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02