Teny iditra mangintsy (hintsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangatsiaka, manaikitra, mamirifiry: Mangintsy izany andro izany, zalahy
¶ Mahatsiaro mangatsiaka, mamirifiry: Mangintsy aho farakofy bodofotsy
¶ Vita tanteraka tsy iverenana intsony. [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mangintsy
nangintsy
hangintsy
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31