Teny iditra mango~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny mango~]
Famaritana malagasy Tovona fanaovana mpamaritra milaza toetra vitsivitsy toy ny Mangovenavena [Rajemisa 1985]

Teny iditra mango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] fivohitry ny handrina, hadondon-kandrina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mango
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsileo, Bezanozano, Merina, Sakalava] , Carissa densiflora Baker et Carissa densiflora var. microphylla Danguy ex Lecomte (Apocynaceae). Les gros exemplaires fournissent un beau bois rouge à grain fin utilisé en marqueterie, tabletterie, et pour les petits meubles. Il ne faut pas le confondre avec celui du manguier : manga, en malgache. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Carissa densiflora, Carissa densiflora var. microphylla

Teny iditra mango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-kazo: manga [Rajemisa 1985]
  manga: the mango tree; its fruit [Hallanger 1973]

2019/08/17