Teny iditra | mangotraka (hotraka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza rano na zavatra hafa hafanaina ka efa matanta be miketriketrika: Efa mangotraka ny tsaramaso Mandevy Mahery fo, mavitrika: Mangotraka Rakoto iny raha miasa Mafana, mirehidrehitra: Nangotraka izay kabary nataony izay Fatratra, mahafinaritra izaitsizy, kanto: Nangotraka ny kilalaonay tany an-tsaha Mandeha tsara, mahomby, mandroso: Mangotraka izao ny fiompiana kisoa Mafy aoka izany: Tandremo fa mangotraka izao ny fisavankaratra [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To boil, to be boiling hot. To be very animated [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bouillir, être en ébullition. être très animé [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mangotraka io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |