Teny iditra | 1 mangotraka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 hotraka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Enti-milaza rano na zavatra hafa hafanaina ka efa matanta be miketriketrika: Efa mangotraka ny tsaramaso Mandevy Mahery fo, mavitrika: Mangotraka Rakoto iny raha miasa Mafana, mirehidrehitra: Nangotraka izay kabary nataony izay Fatratra, mahafinaritra izaitsizy, kanto: Nangotraka ny kilalaonay tany an-tsaha Mandeha tsara, mahomby, mandroso: Mangotraka izao ny fiompiana kisoa Mafy aoka izany: Tandremo fa mangotraka izao ny fisavankaratra |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] to boil, to be boiling hot to be very animated |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] bouillir, être en ébullition être très animé |
Voambolana |
11 Fizìka |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mangotraka io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |