Teny iditra mangotsoka (hotsoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsoka ny tongotro izany
¶ Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to ache, as a boil or rheumatism [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay avoir des douleurs sourdes, comme un rhumatisme [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mangotsoka
nangotsoka
hangotsoka
Teny mitovy hevitra mangotsokotsoka

Teny iditra mangotsoka (hotsoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay sentir vivement sa déception ( gaina) [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Endriteny 
mangotsoka
nangotsoka
hangotsoka

2016/03/28