Teny iditra mangovingovitra (hovingovitra (hovitra))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny loha na ny tanana na ny rantsambatana iray mihetsiketsika na mihevingevin-dava noho ny aretina
Mitovy hevitra: heverina [1.1]
Ohatra 
1Manaiky aho, ry Bina malala, hoy izy, tamin' ny feo mangovingovitra. [2.499]
2ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. [2.324]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09