Teny iditra manimina (tsimina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manjaitra sy mainboatra herana atao tsimina tafontrano [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay aligner et attacher les joncs à une même tige de bois [Abinal 1888]
Endriteny 
manimina
nanimina
hanimina
manimìna

Teny iditra manimìna (tsimina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manimina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/14