Teny iditra manimpito (impito (fito))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamarina impito [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To do seven times. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Faire pour la septième fois [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manimpito
Ny lasa : nanimpito
Ny hoavy : hanimpito
Mpanahaka  manindroa ~ manintelo ~ maninefatra ~ manindimy ~ maninenina ~ manimbalo ~ manintsivy ~ manimpolo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20