Teny iditra maninakinaka (hinakinaka (hinaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikapoka mafy dia mafy
Mitovy hevitra: mamangovango ~ mametsapetsa ~ manao kapotandrimo ~ manao vely kary ~ manao vely kitay ~ manavokavoka ~ mandabodaboka ~ mandarodaroka ~ manjezika ~ manontatonta [Rajemisa 1985]
Endriteny 
maninakinaka
naninakinaka
haninakinaka
maninakinaha

Nohavaozina tamin' ny 2014/11/25