|
|
|
|

Teny iditra1  maninakinaka
Fototeny  2  hinakinaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mikapoka mafy dia mafy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  1.1=mametsapetsa=manavokavoka=manontatonta=mandarodaroka=mandabodaboka=mamangovango=manjezika=manao vely kary=manao vely kitay=manao kapotandrimo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20