Teny iditra mañindra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] mampitombo [Rakotosaona 1975]

Teny iditra manindra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] (de indra : côté, ce qu'on trouve à côté, allusion aux gardiens de troupeaux qui mangent ces fruits). Ehretia corymbosa Bojer (Boraginaceae). Fruits comestibles, sucrés, mais peu appréciés, On les mange parce qu'ils sont faciles à récolter. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Ehretia corymbosa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31