Teny iditra (1/2) | 1 manindrana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 indrana |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mandeha akaikin' ny...; mandeha manaraka ny sisin' ny |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3] aller à côté de |
Ohatra |
10 [2.471] Afa-tsy ny ranonorana, dia manindrana ranomasina tsy latsaka ny folo siny isan-tsegondra izao izahay, ary mbola ho fanampin' izany ny hatsiaka sy ny rivotra manempotra tsy azo iainana.
|
Teny iditra (2/2) | 11 manindràna |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manindrana [Fitanisana] |
Fototeny | 13 indrana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 anandrinam, manandrìna, manandrina, manindrana, manindràna, namandiran, namindrana, nandramany, nindramana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/22 |
![]() |