Teny iditra manintaka (sintaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampisaraka; manangoly vadin' olona [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] mampakabady [Rakotosaona 1975]
Endriteny 
manintaka
nanintaka
hanintaka
manintaha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14