Teny iditra manintaka (sintaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampisaraka; manangoly vadin' olona [1.1]
  [Sihanaka] Mampakabady [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manintaka
Ny lasa : nanintaka
Ny hoavy : hanintaka
Filaza mandidy : manintaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05