Teny iditra maninteraka (tanteraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka: Maninteraka hazo fisaka ~ Maninteraka ny rahona ny tanamasoandro [1.1]
Ohatra Tsy angano na arira fanao intsony ity fa tena fiainana mby an-koditra, maha ana ny fo, maninteraka ny fanahy. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maninteraka
Ny lasa : naninteraka
Ny hoavy : haninteraka
Filaza mandidy : maninteraha
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra maninteraka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Manantanteraka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20