Teny iditra manintsana elatra (hintsana, elatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny voronkely miofo, izay mihintsana ny elatra manify nentiny hatramin' ny nahafoizany ka misolo elatra mafy sy matevina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31