Teny iditra (1/2) | 1 manipaka |
Fototeny | 2 tsipaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandaka: Aza manipaka ny zokinao re, anaka, fa tsy fanao Manosika amin' ny tongotra: Aza manipaka ny lamba firakofana sao mangatsiaka ka mandraiki-marary Manda, tsy manaiky: Manipaka ny hevitry ny maro Rabe, ka osa izay hanjò azy! Manary: Manipaka an-dRalay tsy ho zana, ny intsony rainy, fa tafahoatra loatra ny ditrany |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 manipaka |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Tambahoaka, Bara, Sihanaka]
mitsipika |
Fivaditsoratra | 12 ampakany, manapika, manipaka, mipanaka, mpanaika, mpianaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |