Teny iditra mani-pofona
Singan-teny manitra ; fofona
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: manitra
Ohatra 
1Ary Arona handoro ditin-kazo mani-pofona eo; [2.996]
2Na dia maitaingina posy sy tarihin' olona aza izy ireo ankehitriny, dia tsy noho ny hasambarana eo anivon' ny fahasalamana, tsy noho ny nofinofin' ny hiavy voafafy voninkazo mani-pofona, fa tsy fidiny tsy azo anoharana. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08