|
|
|
|

Teny iditra1  mani-pofona
Singan-teny  2  manitra, 3  fofona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Ary Arona handoro ditin-kazo mani-pofona eo; [2.996]
6  Na dia maitaingina posy sy tarihin' olona aza izy ireo ankehitriny, dia tsy noho ny hasambarana eo anivon' ny fahasalamana, tsy noho ny nofinofin' ny hiavy voafafy voninkazo mani-pofona, fa tsy fidiny tsy azo anoharana. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10