Teny iditra | 1 maniraka |
Fototeny | 2 iraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandefa: Efa naniraka olona hilaza io vaovao lehibe io aho Manendry, manome fahefana: Raisinay amim-panajana tokoa ianao tompoko, satria ny filohan' ny Nosy no naniraka anao Mahatonga: Marina tokoa fa Andriamanitra no naniraka ny safo-drano |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#291] to send a messenger |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#282] envoyer, expédier, déléguer |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny maniraka io |
Fivaditsoratra | 12 anakiram, ikaraman, karamain, makirana, manakira, manakirà, manaraky, maniraka, miankara, mikaraña, mirakaña, namarika, niakaram, nikarama |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |