Teny iditra maniratsira (tsiratsira)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maneso, manao ho tsinontsinona, mamotsifotsy, manevateva [Rajemisa 1985]
Endriteny 
maniratsira
naniratsira
haniratsira
maniratsirà

Teny iditra maniratsirà (tsiratsira)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maniratsira [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/04