Teny iditra manirery (irery)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mipetraka irery tsy misy olona miaraka aminy: Inona no ataonao manirery eto? [Rajemisa 1985]
 tsy misy namana [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy to be alone [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être tout seul [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay esseulé, solitaire [SLP: Voambolana]

2012/06/06