Teny iditra | ![]() |
irery | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||
Famaritana malagasy | Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy [Rajemisa 1985] | |||||
Famaritana anglisy | solitary, alone [Hallanger 1973] | |||||
Famaritana frantsay | solitaire, seul [Hallanger 1974] | |||||
Ohatra |
| |||||
Sampanteny | manirery | |||||
Ny bikany |
| |||||
Fitovian-keviteny | tokana | |||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny irery io | |||||
Fifanahafana | iray ~ tokana ~ hany ~ fotsiny ~ monja ~ singana ~ tsy amboa tsy lambo ~ irery tena ~ boribory ~ vato kiboribory | |||||
Teny iditra | ![]() |
irerỳ (irỳ) | ||||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |||||
Famaritana malagasy | Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka [Rajemisa 1985] | |||||
Famaritana anglisy | those far away (in sight), plural of iry [Hallanger 1973] | |||||
Famaritana frantsay | ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry [Hallanger 1974] | |||||
Nohavaozina tamin' ny 2016/11/06 |
![]() |