Teny iditra (1/2) | 1 manirikiry |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 kirikiry |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Minia mandà ny hevitr' olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy |
Teny iditra (2/2) | 9 manirikiry |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 11 kirikiry |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Mahatonga ho kirina, manorisory |
Tovy hevitra | 17 manakirikiry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |